|
|
|
|

Entry1  fadimbolana
Elementary words  2 fady, 3 volana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy
6 Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana [1.1]
[fadim-bolana] 7 fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy [1.13]
Explanations in French  8 règles, menstruations, menstrues [1.13]
Vocabulary  9  Biology

Updated on 2025/09/12