Entry etỳ ho etỳ (etỳ, ho)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny: Tetỳho etỳ no nisy ny fasan' ny razanay fa efa tototry ny ahitra ka tsy hita intsony [Rajemisa 1985]
Explanations in English hereabouts [Hallanger 1973]
Explanations in French quelque part près d'ici [Hallanger 1974]

Updated on 2020/07/31