|
|
|
|

Entry1  etsy ange
Elementary words  2 etsy, 3 ange
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra [1.1]
Explanations in English  6 come here; listen [1.7]
Explanations in French  7 écoute un peu, viens ici [1.3]
8 viens ici [1.8]
Examples  9  Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba? [2.499#19]

Anagrams  10 aingetse, etsy ange

Updated on 2025/09/12