Entry | etsetra | |
Part of speech | pronoun | |
Malagasy definition | [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra [Rajemisa 1985] | |
English translation | and so forth [Hallanger 1973] | |
French translation | et cetera [Hallanger 1974] | |
Other spellings | ets | |
Synonyms | sy ny sisa | |
Tables and plates | all the pronouns | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |