|
|
|
|

Entry (1/3)1  etona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 setroka.
4 Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray. [1.1, 1.78]
Explanations in English  5 vapor, smoke, steam. [1.7]
Explanations in French  6 fumée, vapeur. [1.3, 1.8, 1.5]
7 chaleur suffocante, étouffée.
8 odeur forte, parfum qui se répand au loin. [1.3]
9 gaz. [1.5]
Examples  10  Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472]
11  Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Analogs  26  fofondrano
All compound words  27  8 combinations of this word

Entry (2/3)28  etona
Part of speech  29  noun
Explanations in French  30 (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte.. [1.196]
Vocabulary  31  Botany

Entry (3/3)32  etoña
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34 lalana, lalan-kely. [Tambahoaka] [1.78]
Synonyms  35 hetoña

Anagrams  36 aneto, 37 etoña, etona, 38 oteña, 39 tenao

Updated on 2025/11/12