Entry eny ho eny (eny, ho)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny na ombieny ombieny: Rakotra zava-maitso ny tanety rehefa lohataona ary misy voninkazo dia maniry eny ho eny [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31