| Entry (1/4) | 1 ela- |
| Part of speech | 2 morphological form of elatra |
| Examples |
3 misalasala miela-misintaka ny ela-papango
[2.857]
4 Volon' ela-borombe no penina, ka volom-borona ihany no atao anarany fa ny penina [1.437] |
| Entry (2/4) | 5 ela |
| Part of speech | 6 adjective |
| Explanations in Malagasy |
7 Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
8 Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? 9 Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany 10 Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1] |
| Explanations in English |
11 old; from olden times, long ago, long (in duration)
[1.7] |
| Explanations in French |
12 ancien, vieux; qui dure longtemps
[1.8] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 29 17 combinations of that word |
| Entry (3/4) | 30 ela |
| Part of speech | 31 noun |
| Explanations in French |
32 appellation botanique: Schizolaena
[2.612] |
| Vocabulary | 33 Botany: tree |
| Synonyms | 34 elana, vondrozanalahy |
| Entry (4/4) | 35 Elà |
| Part of speech | 36 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
37 Elah
[2.996] |
| Explanations in French |
38 Ela
[2.996] |
| Vocabulary | 39 Holy Scriptures |
| Synonyms | 40 elaha |
| Biblical quotes | 41 Chapters and verses mentioning Elà |
| Anagrams | 42 ale, ela, Elà, 43 Lea |
| Updated on 2026/02/03 |
|