| Entry | 1 efonefona |
| Root | 2 efona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fisafoahana, hatezerana ateraky ny fiheveran-tena ho ambony.
5 Hasempotsemporana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina.. [1.1] |
| Explanations in French |
6 Essoufflement, respiration fréquente, forte ou difficile, fureur, emportement.
[1.3#120] 7 orgueil. [Tankarana] [1.19] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 15 Emotions |
| Synonyms | 16 efona |
| Updated on 2025/09/19 |
|