Entry efona
Part of speech noun
Malagasy definition Fisafoahana, hatezerana ateraky ny fiheveran-tena ho ambony
¶ Hasempotsemporana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. [Rajemisa 1985]
French definition Essoufflement, respiration fréquente, forte ou difficile, fureur, emportement [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms efonefona [more frequent than efona]

2013/10/09