|
|
|
|

Entry1  efadafy
Elementary words  2 efatra, 3 lafy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Teny enti-milaza ankapobeny ny sary rehetra misy lafy efatra, toy ny efamira [1.1#182]
6 [efa-dafy] sary misy lafiny efatra [1.1#182]
Explanations in French  7 quadrilatère [1.13.fr#35]
Vocabulary  8  Mathematics: geometry

Updated on 2026/02/04