Entry dreny > reny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1]
Explanations in English Mother, female parent [1.7]
Explanations in French Mère [1.3, 1.54, 1.8]
 Tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3]
 Parente [1.8]
Examples 
1Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
2Izaho koa mba manana reny. [2.471]
3nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : reny, reniko, reninao, reniny, renintsika, reninay, reninareo, renin', renin-, renim-
Prefixed : -dreny, -dreniko, -dreninao, -dreniny, -drenintsika, -dreninay, -dreninareo, -drenin', -drenin-, -drenim-
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Titles Politikan-dRanavalona reniny (Andrianjafy Michel)
Proverbs 
Articles 

Entry dreny > reñy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Tsy fandrenesana [1.78]

Entry dreny > reny (re, -ny)
Part of speech participle re and pronoun
Explanations in Malagasy Mitovy amin' ny re [1.1]
Explanations in English Another form of re [1.2]
Explanations in French Entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
Derivatives 
Synonyms re

Entry dreny > dretra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Amponga [1.78]
Vocabulary 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Entry dreny > retra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Fanokafana, famohana [1.78]
Synonyms redretra

Anagrams 

Entry dreny > dre
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Exprime le souhait (comme amie). [1.19]

Entry dreny > dre
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Na dia...aza [1.78]

Anagrams