Entry | don-tany (dona, tany) | |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | fiampangana olona mivantana izao ho nanao zavatra iray, loba hitsapana azy na nanao tokoa na tsia, kapo-tandroka [Rajemisa 1985] | |
Entry | dontany | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | [Tambahoaka] fomban-drazana [Rakotosaona 1975] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |