Entry dongaingy
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   Enti-milaza olona fohy vozona na fohy tenda ka ny lohany toy ny milentika ao anatin' ny lamosiny, noho ny fitondrana enta-mavesatra lava na antony hafa. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2009/02/23