| Entry | 1 adongaingy | 
| Root | 2 dongaingy | 
| Part of speech | 3 passive verb | 
| Explanations in Malagasy | 4   Atao midongaingy, izany hoe mikainkona mihaona amin' ny...: Nadongaingin' ny fitondranci entana ny lohan' i Rainiraoty ka zary nilentikatao amin' ny lamosiny [1.1] | 
| Morphology | 
 | 
| Updated on 2025/09/12 |   |