| Entry | 1 dolara |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in French |
3 dollar [1.66.fr#305] |
| International |
4 $ [3.1] |
| Examples |
5 Isan-taona, dia hisy onitra homen' i Morosy an' i Madagasikara, dia volamena arivo dolara, volafotsy arivo dolara, vanja zato barika, basy, fitafiana, soavaly roa.
[2.113]
6 Voalaza fa tany Ilakaka, teo anelanelan' ny 1998 sy 2002, ny fitrandrahana safira sy karazam-batosoa mena dia nitarika fahaverezam-bola iray miliara dolara ho an' ny firenena. [4.27] |
| Vocabulary | 7 Economy: finances, management |
| Updated on 2025/09/12 |
|