Entry ditsoka
Part of speech adjective
Malagasy definition Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha
¶ Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso
¶ Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana) [Rajemisa 1985]
French definition Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
¶ (ivrogne) ébloui par l'alcool
¶ terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [Abinal 1888]
Derivations 
Other spellings 
Quotes 

2016/08/28