| Entry | 1 dihizina |
| Root | 2 dihy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina.
[1.1] |
| Examples |
5 Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany
[2.59]
6 Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » [1.353] 7 fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. [2.113] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|