| Entry | 1 diera |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 ny diera lahy dia manana tandroka lehibe mirantsandrantsana.
4 Samy faingam-pandeha na ny lahy na ny vavy, sady tsara tarehy no malemy fanahy [1.38] |
| Vocabulary | 5 Zoology: mammals |
| Synonyms | 6 serfa |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 7 adrey, diera |
| Updated on 2025/11/17 |
|