Entry | 1 diakra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (Fiv. kat.) Mpanampy ny mpisorona amin' ny fanomezana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly |
Vocabulary | 4 Religion and Liturgy |
Analogs | 5 diakona |
Anagrams | 6 diakra, 7 draika, 8 driaka, 9 kidara |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |