|
|
|
|

Entry1  diakona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (fivavahana protestanta.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-py ny Mpitandrina amin' ny fitondrana sy fikarakarana ny fiangonana ka ireto avy ny lehibebe amin' ny andraikitra sahaniny: mikarakara ny fanaovana ny sakramenta sy ny fanaka momba azy; tompon' andraikitra amin' ny fandaminana sy fanginana ao an-trano fiangonana; mamangy ny marary sy ny mahantra; mikarakara ny ankizy sy ny tanora [1.1]
Explanations in English  4  a deacon [1.2]
5  a deacon [1.7]
Explanations in French  6  diacre [1.8]
Examples  7  diakona tao amin' ny FJKM Tranovato Ambatonakanga izy hatramin' ny 1966 ary Loholona tato aoriana. [2.508#]
All compound words  8  diakom-bavy
Vocabulary  9  Religion and Liturgy
Analogs  10  diakra
Article  11  Randzavola: diakona ao amin' ny Baiboly

Anagrams  12 andikao, 13 diakona

Updated on 2025/10/08