Entry devin > levy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fangotrahana [Rakotosaona 1972]
  [Bara] roatra, fandevenana [Rakotosaona 1972]
 Famorivorin' ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso. [Rajemisa 1985]
 famorivorin'ny rano mangotraka [SLP 1986]
French definition ébullition [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry devin > Levy
Part of speech name (biblical) [full list]
 Levy [Baiboly]
English definition Levi [Baiboly]
French definition Lévi [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Levì
Quotes 

Entry devin > levina
Part of speech noun
Malagasy definition Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry devin > levina
Part of speech noun
Malagasy definition Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [Rajemisa 1985]

Entry devin > levina
Part of speech noun
Malagasy definition Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [Rajemisa 1985]
 fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [SLP 1986]
French definition niveau, niveau d'eau [Abinal 1888]
French definition niveau [SLP 1986]
Vocabulary 
Origin English: level.
Synonyms lenta

devin   
ampampila
devin [David 1952]
ampisikidy
devin (sikidy). [David 1952]
mpimasy
devin [Hallanger 1974]
ombiasa
devin [Hallanger 1974]
pimasy
Devin [Poirot & Santio: Vezo]