Entry levy
Part of speech   noun
Malagasy definition   fangotrahana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   roatra, fandevenana [Bara] [Rakotosaona 1972]
   Famorivorin' ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso. [Rajemisa 1985]
   famorivorin'ny rano mangotraka [SLP: Voambolana]
French translation   ébullition [SLP: Voambolana]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry Levy
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Levy [Baiboly]
English translation   Levi [Baiboly]
French translation   Lévi [Baiboly]
Vocabulary  
Synonyms   Levì
Quotes  

Updated on 2015/09/07