Entry deraina (dera)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ankalazaina, omena voninahitra: Rariny raha derain' ny vahoaka ireo nanao manda tehezana niaro ny tanindrazana [1.1]
Explanations in English To praise, to celebrate, to glorify; to speak well of a person [1.2]
 To be praised [1.7]
Explanations in French Qu'on loue: Derainao loatra izy (Vous le louez trop) ~ Mendrika hoderaina tokoa izy (Il mérite vraiment d'être loué) [1.3]
 Qu'on loue [1.8]
Morphology 
Present : deraina, deraiko, derainao, derainy, deraintsika, derainay, derainareo, derain', derain-, deraim-, derai-
Past : noderaina, noderaiko, noderainao, noderainy, noderaintsika, noderainay, noderainareo, noderain', noderain-, noderaim-, noderai-
Future : hoderaina, hoderaiko, hoderainao, hoderainy, hoderaintsika, hoderainay, hoderainareo, hoderain', hoderain-, hoderaim-, hoderai-
Imperative : derao
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20