Entry (1/2) | 1 deradera |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 dera |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Fampisehoan-javatra amin' ny hafa hahazoana doka mba hieboana sy hireharehana |
Explanations in French |
16 [1.3] (duplicatif de dera) |
Examples |
17 [1.1] Tia deradera aoka izany iny tovolahy iny
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word deradera |
Entry (2/2) | 19 deradera |
Part of speech | 20 adjective |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Tanosy]
Dondrona |
Anagrams | 22 deradera, redareda |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |