|
|
|
|

Entry1  danise
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany
Explanations in English  5  [1.2] dancing in European fashion. See dihy
Explanations in French  6  [1.3] Danse européenne
Synonyms  7  dihy

Anagrams  8  danise, endasi, indesa

Updated on 2025/08/10