| Entry | 1 dadanaivo |
| Elementary words | 2 dada, 3 ivo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao.
[1.1] |
| Examples |
6 Tsaroana ho tena sarobidy ny nananana an-dry Dr Rabesandratana sy dadanaivo Ranaivoson G.
[2.356#]
|
| Vocabulary | 7 Relationships: family |
| Anagrams | 8 dadanaivo, 9 voadadina |
| Updated on 2025/09/12 |
|