|
|
|
|

Entry1  dabokandro
Elementary words  2  daboka, 3  andro
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Enti-milaza ny fiompiana omby atondraka, izany hoe asaina miraoka amin' ny tany be ahitra any an' efitra sy eny amin' ny andro fotsiny eny, ka matavy sy tonga vaventy (daboka). [1.1]
6  Ny hoe daboka dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra [2.314#103]
Explanations in English  7  oxen that are to be fattened, but allowed to wander about when satiated with food [1.2]
Examples  8  Ireo ve no mba saiky hanaovan' ialahy dabokandro? [2.643]
9  Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. [2.314]
All compound words 
Vocabulary  11  Economy: breeding, farming

Updated on 2025/09/12