|
|
|
|

Entry1  bozenizeny
Root  2 zenizeny
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo [1.1]
5 vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina [1.62#218]
Examples  6  Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy. [2.356]

Updated on 2025/09/12