Entry boraingona
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingona: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [Rajemisa 1985]
French translation   despotique, arbitraire, injuste [Abinal 1888]
Other spellings  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2011/12/27