|
|
|
|

Entry1  boraingina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [1.1]
Explanations in French  4 despotique, arbitraire, injuste [1.3]
Other spellings  5 boraingona
All compound words  6 didy boraingina

Updated on 2025/11/09