Entry boloky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1]
Explanations in English A parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2]
 The blue-grey Malagasy parrot [1.7]
Explanations in French Perroquet [1.54]
 Le perroquet malagasy [1.8]
Scientific name Coracopsis nigra, Coracopsis vaza
Vocabulary 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry boloky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1]
Explanations in English Stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31