|
|
|
|

Entry1  bokotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao
Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra
Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany [1.1]
Explanations in English  4  a button. [Eng. Button.] [1.2]
5  [French bouton] a button. [1.7]
Explanations in French  6  [français bouton] bouton [1.8]
Examples  7  Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471]
8  Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko. [2.4]
9  Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda. [2.643]
All compound words  10  10 combinations of bokotra
Vocabulary  11  Economy: clothing

Anagrams  12 bokotra, 13 katrobo, 14 oktobra

Updated on 2025/09/12