|
|
|
|

Entry1  boboboboina
Root  2 bobobobo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Asitrika ao anaty rano
5 Atao mibobobobo, izany hoe ampanenoina mba hanome feo migoboka sesilany:
6 Boboboboy ny anjombona sao tsy mahare ny erỳ an-dafin-drano [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2025/11/13