Entry bobobobo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny feon-drano toa mitapatapaka ary migobongobona miditra anaty tavoahangy na aidina avy ao anaty tavoahangy
¶ Ny feon' ny anjombona na ny feon-javatra migoboka manao sesilany ary lavareny. [Rajemisa 1985]
English translation   a gurgling sound of water
¶ the cry made by the bird toloho. [Richardson 1885]
Vocabulary  
Derivations  

Updated on 2010/05/13