| Entry (1/3) | 1 bitsika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa..
[1.1] |
| Explanations in English |
4a whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.].
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/3) | 25 bitsika |
| Part of speech | 26 adjective |
| Explanations in Malagasy |
27Kely dia kely, pitiny kely.
[1.1] |
| Explanations in English |
28same as bitika, boritika, etc..
[1.2#92] |
| Entry (3/3) | 29 -bitsika |
| Part of speech | 30 morphological form of vitsika |
| Examples |
31 Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika
[1.357#98]
32 Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy [2.445#44] |
| Updated on 2025/10/07 |
|