|
|
|
|

Entry (1/2)1  -bitro
Part of speech  2  morphological form of vitro

Entry (2/2)3  bitro
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. [1.1]
Explanations in English  6 a rabbit [1.2, 1.7]
7 a hare [1.7]
Explanations in French  8 lapin [1.3, 1.54, 1.8]
Examples  9  niompy bitro vavy bevoka, natao mba hahazoam-bola. [2.59#]
10  Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649]
Vocabulary  11  Zoology: mammals
Synonyms  12 rabitro
All compound words  13  3 combinations of this word
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 bitro, 16 botry

Updated on 2025/11/09