|
|
|
|

Entry1  biby olona
Elementary words  2 biby, 3 olona
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 lalaon' ny ankizy izay ahitana iray amin' izy ireo mifono ahitra toy ny biby mandehandeha mampitahotra ny hafa [1.1]
Explanations in English  [bibiolona] 6 a made-up figure used in a children's game. [1.2]
Vocabulary  7  Game
Analogs  8  bibinolona, 9  bibiolona, 10  olonabiby

Anagrams  11 bibiolona, 12 biby olona, 13 olona biby

Updated on 2025/11/02