Entry biblia
Part of speech   noun
Malagasy definition   ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. Ny teny grika hoe Biblia (pl) avy amin' ny Biblos no nihaviany. Ny hoditra anatiny tamin' ny zozoro no natao hoe « biblos ». Ny hevitry ny « biblia » kosa, raha ara-bakiteny, dia boky kely maromaro ; fa taoriandriana noho ny fahazarana dia noheverina ho boky maromaro fotsiny izy. [Randzavola: Baiboly]
French translation   Bible [Abinal 1888]
Origin   Latin: biblia.
Synonyms   baiboly

Updated on 2017/09/04