|
|
|
|

Entry1  bevava
Elementary words  2  be, 3  vava
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5  basivava [Taisaka] [1.78]
6  basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) [Tanala] [1.78]
7  (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava [1.1]
Explanations in English  8  [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly. [1.2]
Explanations in French  9  bavard [Taisaka] [1.82]
All compound words 
Other spellings  13  bevava
Synonyms  14  be taim-bava

Updated on 2025/09/12