|
|
|
|

Entry 1  beminahy
Part of speech  2  proverbial name [Full list]
Explanations in Malagasy  3 olona tsy hendry loatra, izay nanao zavatra mahatsikaiky, toy ny hoe: kiraro samy hafa no ataony indray mitondra, na ny ila tongony ihany no asiany kiraro [1.10]
Combinations  4  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word beminahy
Proverbs  5  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21