Entry | 1 bazary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana ny tsena (indrindra any amorontsiraka) izay mazàna tranoheva malalaka |
Examples |
4 [4.27] Tahaka izao ary ny fandaniana isan-tsokajiny, fananana sy servisy, araka ny hita ao anaty taty bazary.
|
All compound words |
|
Vocabulary | 6 Economy: trade |
Other spellings | 7 bazara |
Anagrams | 8 barazy, 9 bazary |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |