Entry baribary (bary)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   mitovy hevitra amin' ny bary
¶ enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [Rajemisa 1985]
English translation   large, full, well-made, clear, conspicuous [Richardson 1885]
   open; evident, known [Hallanger 1973]
French translation   évident [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   ouvert en grand [Abinal 1888]
   grand ouvert [Hallanger 1974]
Examples  
1Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [Rapatsalahy: Kintana, page 64]
2Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [Andriamalala: Taolambalo, page 21]
Derivations  
Synonyms   bary

Updated on 2017/05/23