Entry baomba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy jereo bomba []
Vocabulary 
Other spellings 
Examples 
1Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga [Fagereng: Tantara]
2Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro [Andraina: Mitaraina, page 144]
3Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany baomba mahery vaika maro [Akademia 2005, page 181]

Updated on 2021/10/16