| Entry | 1 bango an-katoka |
| Elementary words | 2 bango, 3 hatoka |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona (bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka [1.1] |
| Explanations in English |
6 [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon. [1.2] |
| Vocabulary | 7 Hairstyles |
| Updated on 2025/09/12 |
|