Entry bango anakova
Part of speech expression
Malagasy definition  [Betsileo] Randram-bolon' ny zanak' andriana betsileo, mipetaka manodidina ny sofina sy ny hatoka ny randrana [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31