Entry banabana (bana)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza zavatra, indrindra varavarana na vavahady, mivoha tanteraka
Mitovy hevitra: danadana ~ sanasana ~ tanatana [Rajemisa 1985]
English translation   wide open, un-closed, as a door. [Richardson 1885]
French translation   se dit des portes et des fenĂȘtres ouvertes en grand [Abinal 1888]
Derivations  
Synonyms   bana

Entry banabana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitondrana zavatra eo amin' ny felatanan-droa ka aingaina tandrifin' ny soroka ho fomba fanajana [Sakalava] [Rajemisa 1985]

Updated on 2017/04/05