| Entry | 1 abanabana |
| Root | 2 banabana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany
[1.1] |
| Explanations in English |
5 used of the door opened.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|