|
|
|
|

Entry (1/2)1  bambo
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3 [Provincial] for bao [1.2]

Entry (2/2)4  bambo
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 [Betsimisaraka] ambin-javatra nozaraina, ka tsy maintsy tapahana tsikelikely indray mba ho zaraina amin'ny rehetra koa mba tsy ho misy ho maty antoka, zavatra hikambanana [1.78]
Explanations in French  7 [Tankarana] surplus d'un partage, partagé ensuite. [1.19]

Anagrams  bambo, 8 bomba

Updated on 2026/02/04