Entry azon' ny tamberin-tany (azo, verina, tany)
Part of speech   expression
Malagasy definition   miverimberina eo amin' ny toerana efa naleha [Rajemisa 1985]
Examples   Ary Farao hilaza ny Zanak'Isiraely hoe: Azon' ny tamberintany izy ka voahidin'ny efitra. [Baiboly: 2:014:003/Eksodosy 14:3..]

Updated on 2014/10/16