Entry azon-kevitra (azo, hevitra)
Part of speech   expression
Malagasy definition   mety hisy hevitra hamonjena azy: Tsy azon-kevitra intsony ilay sambo [Rajemisa 1985]
Quotes  

Updated on 2009/02/23